Miarahaba antsika tonga eto amin'ny Blog SRI

Publié le par Groupement SRI

Faly miarahaba antsika rehetra tonga eto amin’ity Blog momba ny SRI ity. Izy ity dia sehatra iray napetraka mba ahazoantsika mifanerasera sy mifanakalo vaovao sy traikefa momba ny SRI na ny Voly Vary Maro Anaka. Ity Blog ity dia sehatra malalaka napetraky ny “Secrétariat Groupement SRI” mba ahazoantsika mifampiresaka sy mifanerasera. Ankoatry ny serasera amin’ny soratra dia entanina ihany koa isika rehetra mba handefa sary aty aminay amin’ny alalan’ny mailaka miaraka amin’ny mombamomba ilay sary ary dia azontsika atao tsara avy eo ny mametraka izany ao amin’ny blog. Dia mirary soa ho antsika rehetra ary.
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article